Accueil High - Tech Informatique - internet Internet moov


Partager la page sur : 

Internet moov

Message Lun Mars 05, 2012 7:26 am
BigJim

Manomboka miha-mora ny internet moov, aiza ve dia 40 000 Ar/mois dia efa 1G ! sady ny qualité tena Yes ! tsy haiko ny hafa (blue line, sns)

Message Mer Mars 07, 2012 3:19 pm
killkeky

tena miha mora tokoa fa raha 110 ko/s ny débit taloha dia efa lasa 15 ko/s izao! hita tena nidina be

Message Dim Mars 11, 2012 9:30 pm
tsia

Tsy haiko aloha na manao pub moov nareo fa tsy serieux ny zavatra lazainareo e!
Efa ho iray volana izay no tsy mamely mihintsy ny connexion moov. Araky ny info azo teny amin'ny tranonkala ihany no nahafantarana fa dia ny cable eassy fibre optique no tapaka.
Ny olana dia:
- Quand meme 1 volana be izao ve dia tsy nisy fanamboarana mihintsy
- Dia tsy mba noheritreretina Moov mihintsy ve hoe ahoana raha tapaka io! inona ny mesure noraisina
- Hatramin'izao dia tsy nisy filazàna ofisialy na mba fialàna tsiny avy amin'y moov
- Ny cotrat anao anefa ADSL 1
- Ianao efa engagé mandritry ny 24 mois,
Moov de MERDE

Message Lun Mars 12, 2012 8:31 am
ndrema Avatar de l’utilisateur
Site Admin

Message(s) : 12

Cher Client(e) MOOV,

Comme indiqué dans nos différentes communications, nous faisons actuellement face à un problème technique sur la liaison internationale, indépendant de notre volonté, auquel tous les acteurs Internet de la région Océan Indien sont confrontés.

Les travaux prenant encore quelques jours, l’ouverture de nouveaux circuits a toutefois permis d’assurer la continuité du service malgré un certain ralentissement de la connexion dont nous sommes entièrement conscients. Nos équipes sont à l’œuvre chaque jour pour que cette période de perturbation soit réduite au maximum.

Soyez assurés que nous restons toujours à l’écoute de vos requêtes et maintenons nos efforts pour que l’ensemble de nos clients puisse accéder de façon optimisée au service.

Nous vous remercions de votre compréhension et de votre fidélité.


Ny ahy 3G+ fa tsy maninona ! mandeha tsara !

Message Mer Mai 16, 2012 4:17 pm
Katsaka

Manakory aby,
I Ndrema a, ataoko angamba fa efa nitsidika ny forum de discusion ny moov ianao e...
Raha hoy ianao hoe mandeha tsara ny connexion ny moov ary; na dia efa inona ary ve dia connexion mandeha tsara no mbola anaovan'ny olona fitarainana be dia be tahaka an'izao, sady mbola mitohy foana hatramin'izao izany a....
Ny sasany ary ao mitarika ny olona hanao rodobe hitokona eny amin'ny moov mihitsy hitaky fanazavana mivantana. Ao koa ny sasany misintona hoany amin'ny fournisseurs sasany. Ny faramparany ao amin'izao dia hoe mitady ny témoignage 'ny Orange mihitsy hono fa ny Orange no tsapan'ny ry zareo fa tsara sy misosa kokoa.... sns sns e
Tsy hoe sanatria akory fanaratsiana ny moov no tiako hatao na hoe fandokana ny sasany koa fa mba mahatsapa sy mba nandinika ny zava-misy ary mba mba mizara izany hoantsika internaute rehetra ....
Misaotra betska e

Message Ven Mai 25, 2012 11:50 am
ndrema_ihany

Marina zany ! mety tsy mahita ny an'ny hafa aho fa ny ahy ihany no itako ! ary sao mba miadana be amin'ny hafa ary ity lazaiko fa mandeha tsara ity ? :o

Message Mer Nov 21, 2012 2:03 pm
ndrema Avatar de l’utilisateur
Site Admin

Message(s) : 12

Mandeha tsara ndray alo ny connexion moov aty amiko fa tsy hoe manao ahoana ny anareo any ... ;)

Message Lun Nov 26, 2012 10:28 pm

Message(s) : 1

Tony sujet tony d efa makaleo sisa... raoviana ihany vao mba ho afa-po isika mpanjifa e ? Téléphonie, internet, services, PPN... tao lainga mifangaro fitak'avokoa :lol: Raha ny connexion no resahina inona no mitranga raha tsy afa-po ny mpanjifa iray d mibondingerona tsy mandou vola tsotr'zao ary mitsahatra tsy mampiasa ny service novidiany intsony ? Mba misy garantie de satisfaction v izy ireny sa dia tena fanambakana vahoana fotsiny ?
[b]IS-Mada : Ensemble, partons à la conquête de la grande toile

Message Lun Mai 20, 2013 9:17 pm
mada

Manahoana

www.madagascar-annonces.com

Site d'annonces gratuites

Mety mahasoa anao

Mazotoa daholo.


Retour vers Informatique - internet


Partager la page sur : 
cron